Teny iditra | 1 roritra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] pulled in opposite directions; stretched out like rubber |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc |
Ohatra |
6 [2.472] Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 12 riritra, rirotra |
Fivaditsoratra | 13 aroritr, rirotra, roritra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |