|
|
|
|

Teny iditra1  rosianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Rosia (Eoropa atsinanana sy Azia avaratra): Hatramin' ny taona 1917, ny mpanjaka atao hoe Tsar no nitondra ny Rosianina
Momba an' i Rosia, an' i Rosia na avy any Rosia: Misy boky na tantara malagasy efa voadika amin' ny teny rosianina
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] Russian
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] un Russe, une Russe
le russe
Voambolana  6  Haitoetany: firenena, foko
Tsipelina hafa  7  rosiana
Mpanahaka  8  rosia

Fivaditsoratra  9  isaronany, naisorina, niaisoran, nisaorany, nisoirana, noraisina, norasainy, nosarinay, nosiraina, rosianina

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/01