|
|
|
|

Teny iditra1  rosoana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona omena zavatra hohanina ka atao eo anoloany izany zavatra izany: Rosoana vary ny vahiny
Fototeny  4  roso
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny rosoana io

Fivaditsoratra  10  anosora, asorona, orosana, rosanao, rosoana, Soarano

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21