Teny iditra (1/2) | 1 rotaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 7 kotaka, kotakotaka |
Teny iditra (2/2) | 8 rotaka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3] gros ventre |
Voambolana |
12 Fahasalamana |
Tsipelina hafa | 13 ritaka |
Tovy hevitra | 14 rotarota |
Fivaditsoratra | 15 akatro, akotra, atorak, atrako, atraok, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, tarako, taroka, toraka, traoka, troaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |