Teny iditra | 1 rototra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin' ny fianaran' ny zanany kokoa Rasoa noho Rakoto Maika, dodona: Heverinao ve fa rototra akory izy nahita ny setroka nidonaka eran' ny trano? |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 6 rotitra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 atrotro, otrotra, rototra, torotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |