|
|
|
|

Teny iditra1  rova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antesaka] fonenan'ny mpanjaka [1.78]
4 Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha
5 Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana [1.1]
6 [rôva] [Bezanozano] fefy, bako [1.78]
7 [Sihanaka] tranom-borona (akoho, gisa) [1.78]
8 [Tanosy] trano fitsarana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9 a palisade; a fortified place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 palissade, fortin, château-fort, palais [1.8]
11 (toute l'île). Palissade de bois spécialement traitée et taillée en pointe au sommet entourant la résidence d'un roi ou des hauts personnages du royaume. Plus spécialement aujourd'hui : le Palais de la Reine à Tananarive, monument historique. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  28  Haitoetany: monuments
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io
Sary 
31  32 

Fivaditsoratra  33 ravo, rova, 34 varo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26