|
|
|
|

Teny iditra1  rova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] fonenan'ny mpanjaka
4  [1.1] Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha
Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana
5  [1.78] [Bezanozano] [rôva] fefy, bako
6  [1.78] [Sihanaka] tranom-borona (akoho, gisa)
7  [1.78] [Tanosy] trano fitsarana
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] a palisade; a fortified place
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] palissade, fortin, château-fort, palais
10  [1.196] (toute l'île). Palissade de bois spécialement traitée et taillée en pointe au sommet entourant la résidence d'un roi ou des hauts personnages du royaume. Plus spécialement aujourd'hui : le Palais de la Reine à Tananarive, monument historique.
Voambolana  11  Haitoetany: monuments
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny  24  Le Rova d'Antananarivo : Colline sacrée des souverains de Madagascar (Razafy-Andriamihaingo)
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny rova io
Sary 
26  27 

Fivaditsoratra  28  ravo, rova, varo-, varo, vora

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08