Teny iditra rozy
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy weariness, fatigue, lassitude [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra rozirozy

Teny iditra rozy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] izy [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Lasa amy zay rozy. [Razafiarivony: Harivolana, takila 219]

Teny iditra rozy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] ronjina [Rakotosaona 1972]

2019/08/17