Teny iditra | 1 sababa |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lehibe, malalaka loatra tsy mifanentana amin' izay nanaovana azy: Sababa loatra iny satroka iny ho anao |
Tovy hevitra | 4 sababaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |