|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sabakaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] a large frog, sometimes called a toad
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] grosse grenouille, parfois appelé crapaud
Voambolana  5  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  6  saobakaka

Teny iditra (2/2)7  sabakaka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Tambahoaka] vomanga, voatavo atao boribory, ets.
10  [1.78] [Taisaka] kobam-bary na mangahazo masaka
Voambolana  11  Haizavamaniry: anana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10