Teny iditra | saboboka (boboka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Mivonto be, mibibaka sahala amin' ny zavatra vonto rano, bobo-drano; enti-milaza koa ny zavatra nosesehana rivotra na rano ka niavovona sy tonga lehibe [Rajemisa 1985] | |
Teny mitovy hevitra | mizihitra ~ mivozihitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |