Teny iditra sadaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy jereo dakadaka [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra sadakadaka

Teny iditra sadaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] sorona
¶ tsikafara, fanefana voady [Rakotosaona 1972]

2012/06/12