Teny iditra | 1 sadakely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Angaka madinika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a small wild duck |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54, 1.8] petit canard sauvage |
Ohatra |
6 [2.499#] Io no lapa filalaovan' ny tsiriry sy ny sadakely. |
Voambolana |
7 Haibiby: vorona |
Singan-teny | 8 sada, kely |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |