Teny iditra (1/2) | 1 sadika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] fanambarana hazo amin'ny tendrony |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] enfourchure |
Voambolana |
5 Haitao |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny sadika io |
Teny iditra (2/2) | 7 sadika |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Bezanozano]
salaka 10 [1.1] Salaka; lamba nahodidina ny valahana dia natao toy ny salaka. 11 [1.13] salaka |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.13] pagne |
Voambolana |
13 Toe-karena: zaitra |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 19 sadia |
Fivaditsoratra | 20 asadik, disaka, sadika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |