|
|
|
|

Teny iditra1  sady mifofotra no mively vy
Singan-teny  2  sady ... no, mifofotra, mively, vy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] manao ny asa rehetra tsy misy mpanampy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] non seulement il soufflera, mais il battra le fer
figuré: laborieux
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  sady mifofotra no mively vy, sadymifofotranomivelyvy

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20