Teny iditra | 1 sady |
Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny |
Ohatra |
4 sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4] 5 hoy izy sady mihinana ihany. [2.470] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 7 -dasy, dasy, disa, sady |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |