Teny iditra sady mijery ny ankazony no mandinika ny andalandrambony
Singan-teny sady ... no ; mijery ; ankazo ; mandinika ; andalandrambony
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Be asa sy be herehina ka sady manao an' itỳ no mamonjy manao an' iroa
Sady mifofotra no mively vy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20