Teny iditra sady ... no (sady, no)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ary koa: Sady tsara no mafy ity hazo ity [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy and also, besides; sady tsara no hendry (both good and wise) ~ mpiasa tsara sady mahatoky (a worker [who is] both able and dependable) [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay aussi ... que, en même temps que: Ity trano ity dia sady tsara no mafy (Cette maison est aussi belle que solide) ~ Sady mihomehy izy no mitomany (Il rit en même temps qu'il pleure) [Rajemisa: Grammaire]
 et, et aussi, d'ailleurs: sady tsara no hendry (bon et sage) ~ mpiasa tsara sady mahatoky (employé bon et fidèle) [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Sady nihinana no velon-kira nony nozaraina ny mofo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 54]
2Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 153]

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/12