|
|
|
|

Teny iditra 1  safidy
Fototeny  2 fidy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
5 Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 choice. [1.2]
7 freedom of choice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 liberté de choix [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how safidy
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07