|
|
|
|

Teny iditra1  safo-drano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fihoaran' ny rano ivelan' ny masondrano noho ny habetsahan' ny orana ka mahatonga azy hihanaka eran' ny manodidina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a flood, a deluge
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] inondation, déluge
Singan-teny  6  safotra, rano
Tovy hevitra  7  tondra-drano

Fivaditsoratra  8  fandrosoa, safo-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21