Teny iditra | safoaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | hatezerana lehibe noho ny hasosorana tafahoatra [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | angry speech; the act of rising up in anger [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | furie [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||
colère impétueuse, courroux [Abinal 1888] | ||||
accès de colère [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Ontam-po | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |