Teny iditra safofoka (fofoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandroadroatran' ny rano mianjera amin' ny riam-bato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Things falling down or getting out of their place, disarrangement [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Chute [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra safofoka (fofoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretin' andoha mahajenjina, mahafanina, ateraky ny fanaviana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Maladie qui rend la tête lourde, qui donne des vertiges [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26