|
|
|
|

Teny iditra1  safononoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny
Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7][safo-nonoka] brimful (of a river in spate)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3][safo-nonoka] plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein
6  [1.8][safo-nonoka] plein jusqu'au bord
Singan-teny  7  safotra, nonoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07