Teny iditra | safononoka | |
Singan-teny | safotra ; nonoka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ safo-nonoka ] Brimful (of a river in spate) [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ safo-nonoka ] Plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein [1.3] | |
[ safo-nonoka ] Plein jusqu'au bord [1.8] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |