Teny iditra | safotsafotra (safotra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif fréquentatif] [1.3] | |
Ohatra | manonofy andro mifono ka mivantotr'omby minono, ditsohin-kariva mandrivodrivotra ka tonga zary mihovotrovotra mohamohaka manimanina, safotsafotra fanimpanina!
[1.260] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |