Teny iditra | safy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanampiny, famenony (akanjo). [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on ajoute comme pièce complémentaire, comme une bande d’ étoffe intercalée pour agrandir le bas d’un habit [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | safiny | |||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Teny iditra | safy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Sarony, rakotra [1.78] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fasy, fisa, safy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |