Teny iditra |
sahabo
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanà nanay
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | About, approximately; cf. tokony;
sahabo ho fito (about seven) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | à peu près, environ ;
sahabo ho fito (environ sept) [1.8]
|
Ohatra | Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana
[2.470]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
sahabo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Anton-dia, kabary [1.78]
|
|