Teny iditra sahoby
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lanonan-dehibe misy hira sy dihy ifaninanana fanao hatry ny tamin' ny andro taloha ka nahatonga ny anarana hoe "sahobin' ny Ntaolo" [Rajemisa 1985]

2009/02/23