Teny iditra (1/2) | 1 saikatra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] hesitant, undecided |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qui hésite; |
Ohatra |
6 "saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy [2.472] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 saikatsaikatra |
Teny iditra (2/2) | 10 saikatra |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Tambahoaka]
vositra, voavositra: omby saikatra 13 [1.1] Enti-milaza ny omby vositra Sarindahy |
Fivaditsoratra | 14 aratsika, asaritak, asitraka, saikatra, sarakaty, saritaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |