|
|
|
|

Teny iditra1  saikatsaikatra
Fototeny  2  saikatra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] hesitant, undecided
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qui hésite;
Ohatra  7  Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay. [2.472]
Tovy hevitra  8  saikatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20