Teny iditra | 1 saikirò |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [anglisy screw] Fantsika an-kodina misy rindrany; rindra 4 [1.13] rindram-by na rindran-kazo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] vis |
Voambolana |
6 Haitao |
Tsipelina hafa | 7 saikoro |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 arisiko, ikorisa, isokira, korisai, raisiko, saikirò, sarikoi, sarikoy, siraiko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |