Teny iditra sail > saily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Laharan-tsikidy fahefatra ambin' ny folo, milaza ny reny na ny be sy ny maso [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra sail > saily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] reny na ny niteraka na hafa (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Ramarlah: Bara takila 62]

Teny iditra sail > saily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Nom d'une liane, d'après Dandouau . [Boiteau 1997]
Voambolana 

sail   
demany
the sheet of a sail (Prov.) [Swa. demani] [Richardson 1885]
lay