|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  saina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity
Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany
Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the mind, the intellect
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] l'esprit, l'intelligence
Ohatra  6  Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
7  Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [2.470]
8  Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [2.324]
9  Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [2.470]
Voambolana  10  Filôzôfia
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny  94  Sakafontsaina (Andrianjafitrimo Edouard)
Ohabolana  95  Ohabolana misy io teny saina io

Teny iditra (2/2)96  saina
Sokajin-teny  97  anarana
Fanazavàna teny malagasy  98  [1.1] Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso.
Fanazavàna teny anglisy  99  [1.7] an ensign, a flag, a banner
Fanazavàna teny frantsay  100  [1.8] drapeau, bannière
Haiendriteny 
101  Tsotra :
102  Tovonana :
Tovy hevitra  103  fanevam-pirenena
Kamban-teny 
Lahatsoratra  108  Randzavola: saina ao amin' ny Baiboly (=> faneva)

Fivaditsoratra  109  anasy, anisa, asain, asany, asian, asina, iasan, isana, nasai, nasia, niasa, saina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08