|
|
|
|

Teny iditra1  sain-dratsy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fisainana mankamin' ny zava-tsy mendrika ary toetra maharikoriko; toetra amam-panahy tsy misaina afa-tsy faharatsiana: halatra, fitaka...
Singan-teny  4  saina, ratsy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07