|
|
|
|

Teny iditra1  sain-dratsy
Singan-teny  2  saina, ratsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fisainana mankamin' ny zava-tsy mendrika ary toetra maharikoriko; toetra amam-panahy tsy misaina afa-tsy faharatsiana: halatra, fitaka... [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15