|
|
|
|

Teny iditra1  sain-kanina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  saina, hanina
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] saina tsy mihevitra afa-tsy ny hihinana ihany noho ny hatendana sy hasarotana

Fivaditsoratra  5  anasikinan, nanasikina, nisakanany, sain-kanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29