Teny iditra sakasaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] lohasaha [Rakotosaona 1972]
  [Bara] sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa, lohasaha [Rakotosaona 1972]
  [Mahafaly] renirano madinika, lakandrano [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] dilana, hadilanana, lohasaha [Rakotosaona 1972]

2009/02/23