Teny iditra | 1 sakeli-dalana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lalan-kely mivily amin' ny lalam-be, lalan-kely mamakivaky ny elakela-tsaha sy trano |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a fork in the road, a crossroad |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] branchement de chemin, carrefour |
Fototeny | 6 sakelika, lalana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |