Teny iditra | 1 sakobony |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sakobonina [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] sakobony tsara ny marary eo am-pitondrana azy ho ao anaty fiara sao voan' ny rivotra |
Fototeny | 4 sakobona |
Fivaditsoratra | 5 nabosiko, sakoboni, sakobony |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |