Teny iditra | 1 sakoda |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely: mitorovoka amin' ny voditongony izy dia mitsambikina mova tsy ny sahona, sady mihirahira no mandon-tratra |
Voambolana |
4 Kilalao |
Fivaditsoratra | 5 dasako, sakoda |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |