Teny iditra | sakody | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-tsifo-dranomasina [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Teny iditra | sakody | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Sarokenatra [1.78] | |
Fivaditsoratra | dosika, oksida, sakody, sodika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |