Teny iditra | 1 sakoivy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona. (Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. -- Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy) |
Voambolana |
4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Tovy hevitra | 5 sakivy |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny sakoivy io |
Fivaditsoratra | 7 ivokisa, sakoivy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |