|
|
|
|

Teny iditra1  sakondry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana famakiloha
4  [1.1] [Betsimisaraka] Bibikely marani-doha mipetraka amin'ny vahy sasantsasany, toy ny tsidiny na ny kalamaka
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny sakondry io

Fivaditsoratra  7  sakondry, sandroky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21