Teny iditra | sakorita | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Tana, tanalahy lehibe [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Tovy hevitra | sakoritika | |
Fivaditsoratra | akositra, arotsika, asokitra, atsikora, sakoitra, sakorita, satrikoa, tsakoria, tsoriaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |