|
|
|
|

Teny iditra1  salady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' anana vahiny mitovitovy amin' ny laisoa fa kely, asiana menaka sy vinaingitra na ranom-boasary makirana dia hanina manta
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] salad greens, lettuce
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] salade, laitue
6  [1.196] (du français salade). Nom des plantes consommées en salade, c'est-à-dire crues et assaisonnées à l'huile et au vinaigre. Surtout la laitue : Lactuca sativa L. (Asteraceae). Nom déjà mentionné par Malzac. Voir aussi anamanta. [Merina]
7  [Betsileo]
Ohatra  8  [1.369#] Ny toe-pahasalamany aza efa mahonena dia mbola heverina ihany ireny olona ireny fa afaka mandany ny hany hery sisa ananany hamboly salady na zeranioma eo amina tany nampindramina azy herinandro vitsivitsy fotsiny.
Voambolana  9  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02