Teny iditra salandy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsileo] Tandrok' omby malemy fonosana ka mikiraviravy eo aloha [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra borisalandy ~ vorisalandy
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

2009/09/01