|
|
|
|

Teny iditra1  salanisa
Singan-teny  2  sala, isa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13][salan' isa] moyenne des nombres
Voambolana  6  Matematika: rafitrisa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07