Teny iditra salanitra
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] Mangina! Aoka hangina! [Rakotosaona 1972]
 Teny nataon' ny olona mpitondra ny tenim-panjakana amin' ny vahoaka mba hangina fa hihaino ny kabary [Rajemisa 1985]
Ny fihaviany Anglisy: silence.

2013/06/10