|
|
|
|

Teny iditra1  salanitra
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] Mangina! Aoka hangina!
4  [1.1] Teny nataon' ny olona mpitondra ny tenim-panjakana amin' ny vahoaka mba hangina fa hihaino ny kabary

Fivaditsoratra  5  alin-tsara, nalasitra, nasilatra, salanitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21