|
|
|
|

Teny iditra1  salazanina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atsatsika eo ambony afo; hamainina eo ambony salazana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#565] qu’on fait griller, qu’on fait sécher au-dessus du feu
Fototeny  5  salazana
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  isalazanan, nasalazany, nisalazana, salazanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21